|
|
|
|

Teny iditra1  binitsika
Fototeny  2 bitsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao teo ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on a chuchoté, à qui ou a parlé bas, qu'on a entraîné [1.3#82]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voabitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08