Entrée | 1 bolaky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa |
Explications en anglais |
4 [1.7] a pulley |
Explications en français |
5 [1.8] palan, poulie |
Anagrammes | 6 bakoly, 7 biloka, 8 bokaly, 9 bolaky, 10 bolika, 11 kalibo, 12 kibola, 13 kobila |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |