Entrée |
boloky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
|
Explications en anglais | A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
|
| The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
|
Explications en français | Perroquet [1.54]
|
| Le perroquet malagasy [1.8]
|
Nom scientifique | Coracopsis nigra, Coracopsis vaza |
Vocabulaire |
Phytonymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
boloky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
|
Explications en anglais | Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
|
Vocabulaire |
|