| Entrée | 1 bonaika | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable [1.2] 5 peaceful, easy-going [1.7] | 
| Explications en français | 6   paisible ; ne rien faire. [Tankarana]
 [1.19] 7 paisible, pacifique [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 14 boneka | 
| Anagrammes | 15 baikona, 16 bokaina, 17 bonaika, 18 kobaina, 19 Kobiana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |