|
|
|
|

Entrée1  borabora
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto
Explications en anglais  4  [1.2] slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  24 borabora, 25 robaroba

Mis à jour le 2025/09/12