| Entrée | 1 boredika | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1] | 
| Exemples | 4   Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika?
[2.643#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |