|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ankizy lahy kely. [Taisaka] [1.78]
4 Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy.
5 Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a small boy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit garçon, appellation des petits garçons. [Taisaka] [1.82]
8 petit garçon. [1.8]
Ohatra  9  Nalefan' i boto hivarotra teny an-tsena indray. [2.445#]
10  Ao Andranosira indray isika vao haka an'i boto mirifatra. [2.442#]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  boto
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany. [1.1]
Voambolana  16  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11