| commandant |
|
[fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
|
|
|
chef, commandant, gouverneur, intendant, surveillant, celui qui lie [1.3#160]
|
|
|
Ce qui est attaché, chef, celui qui lie, commandant, dompteur, gouverneur, intendant, surveillant [1.68]
|
|