| Entrée (1/3) | 1 deka | 
| Partie du discours | 2 Non spécifié | 
| Explications en anglais | 3   [1.2] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/3) | 5 deka | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   sabaka ranjo [Bara]
 [1.78] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 12 leka | 
| Entrée (3/3) | 13 dekà | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1] | 
| Explications en anglais | 16   an aide-de-camp [1.2] | 
| Explications en français | 17   Aide-de-camp [1.3] | 
| Exemples | 18   Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako.
[2.270#] 19 Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#] | 
| Tous les mots composés | 20 4 combinaisons de ce mot | 
| Autres orthographes | 21 daika, dekana | 
| Anagrammes | 22 dekà, deka | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |