Entrée | 1 diam-panorona |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 dia, fanorona |
Explications en malgache |
4 [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona |
Explications en anglais |
5 [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona |
Exemples |
6 [1.381#] ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
7 [2.245#] Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 9 Jeu |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |