|
|
|
|

Entrée (1/2)1  diary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy
Explications en anglais  4  [1.2] a diary
5  [1.7] an agenda
Explications en français  6  [1.8] agenda
Exemples  7  [2.499] Nalainy ny diary tany am-paosiny.
8  [2.324] Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io.
9  [2.117] Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza.
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)12  diary    
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14  [1.17] diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro

Mis à jour le 2025/09/12