Entrée | 1 dinidinika |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 dinika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha |
Explications en français |
5 [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte |
Exemples |
6 [2.245] dinidinika ambany tafo ihany.
7 [2.270] Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. 8 [2.508] Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. 9 [2.470] Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 15 tapatapak' ahitra. |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot dinidinika |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |