|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 doany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1] 4 toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 6 Finoana |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 7 doany |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1] |
| Tovy hevitra | 10ladoany |
| Teny iditra (3/3) | 11 doany |
| Fototeny | 12doana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 14 adino, 15 anôdy, 16 daino, 17 doany, 18 donay, 19 donia, 20 indao, 21 odina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|