Entrée | 1 domatika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] dinta [Tambahoaka]
4 [1.78] karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [Tanala] |
Vocabulaire | 5 Zoologie: invertébrés |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |