|
|
|
|

Teny iditra1  dongina
Fototeny  2 dongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tadiavina hotanana ho an' ny tena nefa an' olona: Dongin' ny zanakao fotsiny ny kilalaonay [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 andingo, 10 dingano, dongina, 11 ngadony

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08