|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 don-tany
Singan-teny  2dona, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Accusation hasardée portée carrément comme si on était sûr, pour sonder ou connaître la vérité, ballon d’essai [1.3#114]
Ohatra  7 ry ilay mpanambosy vahoajea hitsipaka andriana, be horohoro, be don-tany, ary be kapo-tandroka! [2.587]

Teny iditra (2/2)8 dontany
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fomban-drazana [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 don-tany, dontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03