Entrée | 1 dorana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 dotra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot dorana |
Anagrammes | 10 Andora, 11 andrao, 12 androa, 13 darona, 14 dorana, 15 radona, 16 rodana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |