Entrée | eisy | |
Partie du discours | interjection | |
Explications en malgache | Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany -- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |