|
|
|
|

Entrée1  ela velona
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  ela, velona
Explications en français  4  [1.8] qui vit vieux
Exemples  5  [0.0#] Diaveloma, soavatsarà, elavelona, hono, hianareo, ry tompokolahy, antsoin-dRasoheri-manjaka e.
6  [2.654#] Raha nihaona tamin-dRadama izy, hoy no fiarahabany azy : Ho elavelona, ho tahaky ny masoandro hianao, ry Ilehimavony;
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12