|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 entre    
Sokajin-teny  2 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 anelakelany [1.3.mg#122]
4 anelanelana [1.4.mg#309, 1.5.mg#365]
5 anelanelaka, ampovoany
hatrany ... ka hatrany [1.4.mg#309]
6 ao anelanelan', ao ampovoan' [1.9.mg#142]
Ohatra  7 Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa) [1.4.mg#309]
8 Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy) [1.4.mg#309]
9 Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy) [1.4.mg#309]
10 Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty) [1.4.mg#309]
11 Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona) [1.4.mg#309]
12 entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery) [1.4.mg#309]

Teny iditra (2/2)13 entre    
Sokajin-teny  14 endritenin' ny hoe entrer
Fanazavàna teny malagasy  15 miditra : J'entre dans la maison (Miditra ao an-trano aho) ~ Il entre dans la maison (Miditra ao an-trano izy)
midira : Entre dans la maison (Midira ao an-trano) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12