|
|
|
|

Teny iditra1  esy
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray: Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy [1.1]

Fivaditsoratra  esy, 4 ise, 5 sie

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08