|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 etona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 setroka
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 vapor, smoke, steam [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
6 chaleur suffocante, étouffée
odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
7 gaz [1.5]
Ohatra  8 Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
9 Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  24 fofondrano
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)26 etona
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Voambolana  29 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)30 etoña
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  33hetoña

Fivaditsoratra  34 aneto, 35 etona, etoña, 36 oteña, 37 tenao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03