|
|
|
|

Teny iditra1 fafimamy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fomba famafazana vary, tsy mba haketsa ny vary fa izy hafafy mahalankalana iny dia efa masaka vao jinjaina [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  4 fafimamy, 5 mafimafy, 6 mifamafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12