|
|
|
|

Teny iditra1 fafy ra
Singan-teny  2fafy, 3ra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Famafazana amin' ny olona ram-biby natao sorona mba hatao tsodrano [1.1]
Tovy hevitra  6fafy rano

Fivaditsoratra  7 fafira, 8 fafy ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12