|
|
|
|

Entrée1  fahamaizana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  may
Explications en anglais  4  [2.996.en#3.10.6] burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled)
Exemples  5  [2.424#] Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p.
6  [4.27#] inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao?
7  [2.996#] fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah.
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :

Mis à jour le 2025/09/12