|
|
|
|

Teny iditra1  fahamasinana
Fototeny  2 masina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Vertu, efficacité, sainteté.. [1.3#223]
Ohatra  6  Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; [2.996#]
7  Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. [2.324#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12