|
|
|
|

Entrée1  fahanginana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  gina
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana)
Explications en anglais  5  [1.7] silence; quiet; loneliness
Explications en français  6  [1.8, 1.5] silence
7  [1.8] action de se taire; solitude
Exemples  8  [2.270] Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany.
9  [1.221] Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana!
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Synonymes  12  fanginana, hanginana

Mis à jour le 2025/09/12