| Entrée | 1 fahatelon-tanana | 
| Mots élémentaires | 2 fahatelo, 3 tanana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1] | 
| Explications en français | 6   le tiers des biens acquis en communauté durant le mariage; il appartient à la femme [1.3#139] | 
| Vocabulaire | 7 Loi | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |