|
|
|
|

Entrée1  fahatezana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  teza
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra
5  [1.13] faharetana ela
Explications en français  6  [1.13] durabilité
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12