|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatrotrahana |
| Fototeny | 2trotraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 épuisement [1.3] |
| Ohatra |
5 Na dia eo aza ny fahatrotrahana tamin' ny lahasa mafy nandritra ny andro, dia mbola miran' endrika ihany Rainitoandro mahatsinjo ny vady aman-janany iray tafasiry eo amorom-patana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8hatrotrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|