| Entrée | 1 fahatsiahivana | 
| Radical | 2 tsiahy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahatsiarovana [1.1] | 
| Explications en français | 5   Le souvenir, la mémoire, la cause [1.3#762] | 
| Exemples | 6   Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy?
[2.472#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |