|
|
|
|

Teny iditra1 fahavokisana
Fototeny  2voky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rassasiement, état de celui qui est rassasié [1.8]
Ohatra  6 Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo. [2.296#]
Tovy hevitra  7havokisana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02