| Entrée | 1 fahazarana | 
| Radical | 2 zatra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7] | 
| Explications en français | 6   habitude [1.3#869, 1.8] 7 familiarité par suite d'habitude [1.8] | 
| Exemples | 8   Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava.
[2.643#] 9 Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#] | 
| Tous les mots composés | 10 entim-pahazarana | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 12 faharazana, 13 fahazarana, 14 hafa razana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |