|
|
|
|

Teny iditra1  fahenim-bary
Singan-teny  2 fahenina, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary. [1.10]
Ohatra  6  Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [2.48]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08