| Entrée | 1 fahiny | 
| Mots élémentaires | 2 faha~, 3 iny | 
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2] | 
| Analogues | 7 taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' imanareza | 
| Anagrammes | 8 fahiny, 9 fanihy, 10 fihany, 11 fihina, 12 hanify | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |