|
|
|
|

Entrée1  fahita
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hita
Explications en malgache  4  [1.1] Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny
Explications en français  5  [1.3#251] Ce qui se voit habituellement, manière de trouver
Exemples  6  [2.499#] Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io.
7  [2.285#] Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika.
8  [2.4#] Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay.
Tous les mots composés 

Anagrammes  15 fahita, 16 fitaha, 17 Hatifa, 18 tafiha

Mis à jour le 2025/09/13