|
|
|
|

Teny iditra1 fahotana
Fototeny  2ota
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 péché [1.8]
Ohatra  7 fahotana mahafaty izany. [2.472#]
8 Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4#]
9 Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285#]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  11Randzavola: fahotana ao amin' ny Baiboly (=> ota)

Fivaditsoratra  12 afantaho, 13 fahotana, 14 fañotaha, 15 fatohana, 16 tafahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08