|
|
|
|

Entrée1  falia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-bato tena mafy izay ampifampipehina mba hahazoana pitik' afo
Exemples  4  [2.508#] Hakariny aty amintsika ny tafondro sy ny basy sy ny vanja sy ny vato falia sy ny bala fa izany no entina mamory ny tany sy ny fanjakana, entina miaro ny vady aman-janakareo, fa ireny no androatokom-panjakako ka milaza aminareo aho fa izay no sitrapoko.
Tous les mots composés 
Synonymes  6  vatoafo, vatofalia
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot falia

Anagrammes  17 afaly, 18 alafy, 19 falia, 20 fiala, 21 lafia

Mis à jour le 2025/09/12