| Entrée | 1 falifalina | 
| Radical | 2 falifaly | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao tonga falifaly: Falifalina amin' ny fanomezana kilalao betsaka ny zaza vao avy natao hasoaoana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be pacified, to be appeased. [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 10 falina | 
| Anagrammes | 11 falifalina, 12 fililafana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |