| Entrée | 1 famahana olana | 
| Mots élémentaires | 2 famahana, 3 olana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   résolution d'un problème [1.13] | 
| Exemples | 6   Tsy maintsy mahita famahana olana foana izy.
[2.4] 7 Manampy amin' ny famahana ny olan' ny mpifanandrina amin' ny alalan' ny marimaritra iraisana tsy an' ady sy ampandinihana no isan' ny antom-pisian' ny SeFaFi. [4.27] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |