|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famaky
Fototeny  2vaky
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)7 famaky
Fototeny  8vaky
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 An axe, a hatchet. [1.2]
12 an ax, a cleaver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 hache [1.3#802, 1.8]
Ohatra  14 Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#]
15 Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#]
Voambolana  16 Fitaovam-piasana
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  19Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  20 famaky, 21 mifakà, mifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03