Entrée | famantanana (vantana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra [1.1] | |
Anagrammes | famantanana, fanamantana |
Mis à jour le 2023/01/20 |