|
|
|
|

Entrée1  famintinana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fintina
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony
Explications en français  5  [1.3, 1.5] l'action de rétrécir
6  [1.5, 1.13] résumé
7  [1.13] contraction
Exemples  8  [2.356] Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana.
9  [4.27] Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12