|
|
|
|

Entrée1  famotorana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fototra
Explications en malgache  4  [1.1] Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato
Explications en français  5  [1.3#190] l'action d'aller à la racine, les moyens
Exemples  6  [2.356] Dia samy nanao famotorana ny roa tonta.
7  [2.298] Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela.
Tous les mots composés 

Anagrammes  9 famorotana, 10 famotorana

Mis à jour le 2025/09/12