| Entrée | 1 fampandrian-tany | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   fepetra ara-miaramila noraisin'ny mpitondra eo amin'ny firenena iray misy korontana na fikomiana mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana [1.13] | 
| Explications en français | 4   pacification [1.13] | 
| Vocabulaire | 5 Politique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |