Entrée | 1 fampielezana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ely |
Explications en anglais |
4 [1.7] the scattering or disseminating of something |
Explications en français |
5 [1.8] action de disséminer |
Exemples |
6 [4.27] Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka.
7 [2.606] Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |