|
|
|
|

Entrée1  fampieritreretana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  eritreritra
Exemples  4  [2.245#104] Ny Sasy, hira fampieritreretana an-karatsiana (fanao raha miari-tory am-pahafatesana
5  [2.285#82] Fahendrena lalina izany : mitoky amin' ilay hoe "ny marina tsy mba maty" , ka tsy mila an-drezatra fa fampieritreretana ihany
6  [2.296#64] Izany no mahatonga ny Malagasy, raha mananatra olona, hanao teny fampieritreretana hoe: " Ny hahasoa anao ihany anie, rahavako!

Mis à jour le 2025/09/13