|
|
|
|

Entrée1  fanafohezana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fohy
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy
Explications en anglais  5  [3.1] acronym
Explications en français  6  [1.13] abréviation, raccourcissement
7  [3.1] acronyme
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12