| Entrée | 1 fanahiana | 
| Radical | 2 ahy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   worry, anxiety [1.7] | 
| Explications en français | 6   souci, inquiétude [1.8] | 
| Vocabulaire | 7 Emotions | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 9 anafihana, 10 fanahiana, 11 fanaihana, 12 fañiahaña, fañiahana, 13 fiahanana, 14 fianahana, 15 hafanaina, 16 ifahanana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |