|
|
|
|

Teny iditra1  fanajariana ho andriamby
Singan-teny  2 fanajariana, 3 ho, 4 andriana, 5 vy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fampitana amin'ny vy iray ny toetran'ny andriamby. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 aimantation. [1.13]
Voambolana  9  Haitao
Tovy hevitra  10 fanomezan-kerin' andriamby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11